# Maniry ny hanan-karena tahaka ny ahoana ny mpanoratra? Tsy maniry na fahantrana na harena ny mpanoratra. # Inona no atahoran'ny mpanoratra ho ataony raha manan-karena izy? Matahotra ny mpanoratra sao handà an'i Yaveh raha manan-karena.