# Tenin'iza no voasoratra ato amin'ity ohabolana ity? Ny tenin'i Agora zanak'i Jake no voasoratra ato amin'ity ohabolana ity. # Inona no tsy nianaran'ny mpanoratra? Tsy nianatra fahendrena ny mpanoratra.