# Ahoana no mety ahatofoka ny namanao anao? Mety ho tofoka anao ny namanao raha miditra ao an-tranony matetika loatra ny tongotrao.