# Inona no hanjo an'izay miteny amin'ny ratsy fanahy hoe: "Olo-marina ianao"? Hozonin'ny vahoaka izany olona izany ary ho halan'ny firenena.