# Inona no tsy azo atao amin'ny mahantra sy ory? Aoka tsy ho robaina ny mahantra sy ory. # Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo izay mandroba ny mahantra? Ho robain'i Yaveh ny ain'ireo izay mandroba ny mahanatra.