# Inona no fialana ataon'ny kamo? Ataon'ny kamo hoe misy liona any an-dalana mba ho fialana. # Inona hetsehin'izay tafalatsaka amin'ny vehivavy janga? Manetsika ny fahatezeran'i Yaveh ireo izay tafalatsaka amin'ny vehivavy janga.