# Inona no mitondra ny olona amin'ny fiainana? Ny fanomezam-boninahitra an'i Yaveh no mitarika ny olona amin'ny fiainana. # Inona no tsy hain'ny malaina atao? Ny malaina dia tsy afaka na dia ny hampiakatra ny tanany avy ao an-doviany ho ao am-bavany aza.