# Inona no tahaka ny rano mitete tsy tapaka? Ny vady mpifanditra dia toy ny rano mitete tsy tapaka. # Avy aiza ny vady hendry? Avy amin'i Yaveh ny vady hendry.