# Ahoana no maha-mpanankarena marina ny sasany? Amin'ny fahafoizana ny zava-drehetra no maha-mpanankarena marina ny sasany. # Inona no fampitahorana no ho azon'ny olo-mahantra? Ny olo-mahantra tsy mba hahazo fampitahorana.