# Inona ihany koa no hitan'izay mahita fahendrena? Mahita fiainana sy sitraka amin'i Yaveh ihany koa izay mahita fahendrena. # Inona ihany koa no hitan'izay tsy mahita fahendrena? Mahita fahafatesana ihany koa izay tsy mahita fahendrena.