# Amin'iza no tokony hifalian'ny zanaka? Amin'ny vadin'ny fahatanorany no tokony hifalian'ny zanaka. # Inona no tokony hisintona ny zanaka? Tokony ho voasinton'ny fitiavan'ny vadin'ny fahatanorany ny zanaka.