# Inona no hataon'ny fahendrena amin'ny zanaka raha lalain'ny zanaka ka fihininy izy? Hanandratra azy, hanaja azy, hanisy fehiloha eo an-dohany, ary hanome azy satro-boninahitra tsara tarehy ny fahendrena.