# Inona no hafoin'ny vehivavy ratsy fitondran-tena sy hadinoiny? Mahafoy ny sakaizan'ny fahatanorany izy ary manadino ny fanekeny tamin'ny Andriamaniny ny vehivavy ratsy fitondran-tena.