# Inona no katsahin'i Paoly ho an'ireo Filipiana amin'ny fanomezan'izy ireo mba hamatsiana ny zavatra ilainy? Paoly dia mitady ny vokatra izay mampitombo ny voninahitr'ireo Filipiana.