# Tamin'ny inona no saika nahafaty an'i Epafrodito? Epafrodito dia saika maty tamin'ny fanaovana ny asan'i Kristy, fanompoana an'i Paoly sy fanomezana izay ilain'i Paoly.