# Tamin'ny inona no naha-mpiara-miasa an'ireo Filipiana tamin'i Paoly? Tamin'ny figadran'i Paoly, sy tamin'ny fiarovany ary fanamafisany ny filazantsara, dia mpiara-miasa taminy ireo Filipiana.