# Ho an'iza no nanoratan'i Paoly an'ity taratasy ity? Paoly dia manoratra ity taratasy ity ho an'ny olona rehetra izay voatokana ho an'i Kristy Jesosy any Filipy, isan'izany ireo mpiandraikitra sy diakona.