# Inona no tian'i Paoly hampiandraiketana an'i Filemona momba ny zavatra rehetra izay tokony honeran'i Onesimosy amin'i Filemona? Tian'i Paoly hampiandraiketana an'i Filemona ny zavatra tokony homen'i Onesimosy an'i Paoly. # Inona no noneran'i Filemona an'i Paoly? Anoneran'i Filemona ny ainy i Paoly.