# Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy? Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy. # Nahoana no mangataka zavatra amin'ny Filemona i Paoly fa tsy mandidy azy? Mangataka fitiavana amin'i Filemona i Paoly.