# Ahoana no nanarahan'ireo zanakavavin'i Zelofada izany didy avy amin'i Yaveh izany? Nanambady tao amin'ireo fianakaviamben'ireo taranak'i Manase izy ireo koa nitoetra tao amin'ny fokon'ny fianakaviamben-drain'izy ireo ny lovan'izy ireo.