# Didy inona no nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy mahakasika ireo zanaka vavin'i Zelofada? Nandidy Izy fa afaka manambady izay ao amin'ny fokon-drainy ihany ireo zanaka vavin'i Zelofada.