# Inona no nandidian'i Yaveh mba hataon'ireo lehilahy ireo? Nandidy azy ireo mba hizara ny tany Kanana sy hanome ny isam-pokon'Israely ny anjaran'izy ireo Izy.