# Nahoana no afaka niala malalaka tao Ramesesa tsy nisy fifanoherana tamin'ireo Egyptiana ny vahoakan'Israely? Afaka niala malalaka izy ireo satria sahirana nandevina ny lahimatoany ireo Egytiana.