# Nahoana no tezitra Mosesy fa namela ny vehivavy Midiana rehetra ho velona ireo manampahefan'ny tafik'Israely? Tezitra Mosesy satria nahatonga ny vahoakan'Israely nanota tamin'i Yaveh, tamin'ny alalan'ny torohevitr'i Balama ny olon'Israely. # Iza no nobaikoin'i Mosesy mba hovonoin'ireo manampahefan'ny tafik'Israely? Nilaza tamin'ireo manampahefan'ny tafik'Israely ny mba hamonoin'izy ireo ny lahy rehetra teo amin'ny madinika sy ny vehivavy rehetra izay niara-nandry tamin'ny lehilahy i Mosesy.