# Inona no tsy maintsy napetraky ny vahoakan'Israely niaraka tamin'ireo biby tsirairay? Tsy maintsy nanisy koba tsara toto voaharo diloilo niaraka tamin'ireo biby tsirairay ny vahoakan'Israely. # Nahoana no nomena ny osilahy? Nomena mba ho fanatitra noho ny ota ny osilahy.