# Inona no nolazain'i Yaveh mba hataon'i Mosesy sy Eleazara taorian'ny areti-mandringana? Nilaza tamin'izy ireo ny mba hanisana ny vahoakan'Israely rehetra manomboka amin'ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fokon'izy ireo, izay afaka andeha hiady Yaveh.