# Ahoana no nanehoan'i Balaka ny hatezerany tamin'i Balama? Namokona ny tanany tamim-pahatezerana Balaka. # Iza no nolazain'i Balaka fa tsy namela an'i Balama hahazo ny valisoa nampanantenaina? Nilaza Balaka fa Yaveh no tsy namela an'i Balama hahazo ny valisoa avy aminy.