# Ahoana no nanoritsoritan'i Balama ny hatsaran'ny toerana izay nipetrahan'ny Israely? Nosoritsoritan'i Balama hoe lohasaha tahaka ny saha eny amoron'ny renirano, tahaka ny vahona izay nambolen'i Yaveh, tahaka ny sedera amoron-drano.