# Inona no nataon'i Balama rehefa nahita fahitana avy amin'ilay Tsitoha izy? Niankohoka Balama ary nihiratra ny masony. # Inona no nolazain'i Balama momba ireo lain'i Jakoba? Nolazain'i Balama fa kanto ireo lain'i Jakoba.