# Zavatra inona no tsy mandaitra mba hanisiana ratsy ny Israely? Ny fanononana mosavy sy zara-vintana no tsy mandaitra mba hanisiana ratsy ny Israely. # Inona no tsy maintsy lazaina momba an'i Jakoba sy Israely? Tsy maintsy lazaina hoe: "Jereo izay nataon'Andriamanitra!"