# Inona no nolazain'i Balama rehefa reny ny hafatr'i Balaka? Nilaza i Balama fa tokony nijanona ireo mpitondra hafatra tamin'izany alina izany ka hitondra izay nolazain'i Yaveh taminy amin'izy ireo izy.