# Inona no nangatahin'i Mosesy tamin'ny mpanjakan'i Edoma mba havela ataon'ny olona? Nangataka tamin'ny mpanjaka i Mosesy raha hamela ny vahoakan'Israely mba handalo ny tany izy. # Inona no nolazain'i Mosesy tamin'ny vahoaka mba tsy hatao mandra-pandalon'izy ireo ny fari-tanin'ny mpanjaka? Nilaza tamin'ny vahoaka mba tsy hivily hiankavanana na hiankavia mandra-pandalon'izy ireo ny fari-tanin'ny mpanjaka i Mosesy.