# Iza no nankany an'efitr'i Sina tamin'ny volana voalohany ary nitoetra tao Kadesy? Ny vahoakan'Israely no nankany an'efitr'i Sina. # Inona no nahazo an'i Miriama tao Kadesy? Maty ary nalevina tao Kadesy i Miriama.