# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy mba holazaina mba hataon'ny fiangonana? Nilaza tamin'i Mosesy ny mba hialàn'ny fiangonana ao amin'ireo lain'i Kora, Datana, ary Abirama Yaveh.