# Iza no nolazaina mba hanaraka ireo lalàna momba ny fanatitra ireo? Ny rehetra izay tera-tany Israelita no nolazaina mba hanomana ireo sorona sy ireo fanatitra araka izay nosoritsoritan'i Yaveh teto.