# Hafiriana no lanin'ireo lehilahy mba hizahana ny tany? Niverina avy tany am-pizahana ny tany afaka efapolo andro ireo lehilahy. # Ho an'iza no nitondran'izy ireo valinteny ankoatra an'i Mosesy sy Arona? Nitondra valin-teny ho an'ny fivondronan'ny vahoakan'Israely rehetra ihany koa izy ireo.