# Foko inona no nosarahina, nodiovina, ary nasandratra ho fanatitra ho an'i Yaveh mba ahafahan'izy ireo manompo ao amin'ny trano-lay fihaonana? Ny fokon'ny Levita no nosarahina, nodiovina, ary nasandratra ho fanatitra ho an'i Yaveh mba ahafahan'izy ireo manompo ao amin'ny trano-lay fihaonana.