# Tamin'ny andro faha-9, iza tamin'ireo fokon'Israely 12 no nanolotra sorona ho an'ny fanokanana ny alitara? Tamin'ny andro faha-9, dia Benjamina tao amin'ireo fokon'Israely 12 no nanolotra sorona ho an'ny fanokanana ny alitara. # Tamin'ny andro faha-11, iza tamin'ireo fokon'Israely 12 no nanolotra sorona ho an'ny fanokanana ny alitara? Tamin'ny andro faha-11, dia Asera tao amin'ireo fokon'Israely 12 no nanolotra sorona ho an'ny fanokanana ny alitara. # Tamin'ny andro faha-12, iza tamin'ireo fokon'Israely 12 no nanolotra sorona ho an'ny fanokanana ny alitara? Tamin'ny andro faha-12, dia Naftaly tao amin'ireo fokon'Israely 12 no nanolotra sorona ho an'ny fanokanana ny alitara.