# Inona no tsy maintsy tarihin'i Mosesy sy Arona? Tsy maintsy mitarika fanisana ny lahy amin'ny taranak'i Kehata teo amin'ireo Levita izay 30 hatramin'ny 50 taona i Mosesy sy Arona. # Inona no tsy maintsy hataon'ireo taranak'i Kehata mba hanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana? Tsy maintsy mikarakara ireo zavatra masina indrindra voatokana ho an'i Yaveh ao amin'ny trano-lay fihaonana izy ireo.