# Nahoana no lavo maty teo anatrehan'i Yaveh i Nadaba sy Abiho? Lavo maty teo anatrehan'i Yaveh i Nadaba sy Abiho rehefa nanolotra Azy afo tsy azo ekena izy ireo. # Iza tamin'ireo zanak'i Arona no nanompo ho mpisorona niaraka tamin'i Arona? Eleazara sy Itamara no nanompo ho mpisorona niaraka tamin'ny rain'izy ireo.