# Tantaran'iza ity tantara ity? Ity dia tantaran'ireo taranak'i Arona sy Mosesy. # Iza no anaran'ireo zanaka lahin'i Arona? Ny anaran'ireo zanaka lahin'i Arona dia Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara.