# Ahoana no nanoheran'i Nehemia ireo Jiosy nanambady vehivavin'i Asdoda, Amona, ary Moaba? Nanohitra azy ireo i Nehemia, ary nanozona azy ireo, ary namely ny sasany tamin'izy ireo ka nandrirotra ny volony.