# Nankaiza ireo mpitarik'i Joda tamin'ny andron'ny fankalazana? Nandeha niakatra tany an-tampon'ny manda ireo mpitarika. # Inona no tokony nataon'ireo antokom-pihira lehibe roa, izay notendren'i Nehemia? Tokony hanolotra fisaorana ireo antokom-pihira lehibe roa. # Nankaiza ny antokom-pihira voalohany? Nankeo amin'ny ankavanan'ny manda nankeo amin'ny Vavahadin-Jezika ny antokom-pihira voalohany.