# Taiza no nanaovan'ny vahoaka ny lainy mba hankalazana ny firavoravoana? Teny ambony tafon-tranony ihany, teny an-tokontanin'izy ireo, teny amin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitra, teny amin'ny kianja malalaka anoloan'ny Vavahadin-drano, sy teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny Vavahadin'i Efraima no nanaovan'izy ireo ny lainy. # Oviana no fotoana farany nankatoava'ny vahoakan'Israely ny didin'i Yaveh mba hankalaza ny firavoravoana? Tamin'ny andron'i Josoa zanak'i Nona no farany nankalazana ny firavoravoana.