# Ahoana no navalin'ireo olona ambony, ireo manam-pahefana, ary ireo mpisorona ny didin'i Nehemia? Nilaza izy ireo fa hanao araka ny nandidiany, dia niteny hoe "Amena," ary nidera an'i Yaveh.