# Iza no nanamboatra ny Vavahadin-Jezika? Malkia zanak'i Rekaba no nanamboatra ny Vavahadin-Jezika. # Iza no nanamboatra ny Vavahadin'ny Loharano sy ny mandan'ny Farihin'i Siloa? Saloma no nanamboatra ny Vavahadin'ny Loharano sy ny mandan'ny Farihin'i Siloa.