# Iza no nanamboatra faritra hafa manaraka ny Tilikambon'ny Fatana? Malkia zanaka lahin'i Harima sy Hasoba no nanamboatra faritra hafa manaraka ny Tilikambon'ny Fatana. # Iza no nanampy an'i Saloma hanamboatra ny manda? Ny zanany vavy no nanampy azy.