# Rehefa nandefa an'i Nehemia niaraka tamin'ny manam-boninahitry ny tafika sy mpitaingi-tsoavaly ny mpanjaka, nahoana i Sanbala sy Tobia no tsy faly? Tsy faly izy ireo fa nisy olona tonga ka nitady hanampy ny vahoakan'Israely.