# Inona no navalin'i Hanany sy ireo olona avy any Joda sasany? Novalian'izy ireo fa izay tafavoaka velona tamin'ny fahababoana tany amin'ny faritany dia anaty fangorohoroana sy fahafaham-baraka lehibe satria vaky nirodana ny mandan'i Jerosalema, ary voadoro tamin'ny afo ny vavahadiny.