# Inona no hitan'ireo vehivavy rehefa niditra tao amin'ny fasana izy ireo? Nahita zatovolahy niakanjo fotsy nipetraka teo ankavanana ireo vehivavy. # Inona no nolazain'ilay lehilahy momban'i Jesosy? Nilaza ilay zatovo lahy fa efa nitsangana Jesosy ary tsy eto intsony. # Aiza no toerana nolazain'ilay zatovo lahy fa hahitan'ireo mpianatra an'Andriamanitra? Nilaza ilay zatovo lahy fa any Galilia no hahitana an'i Jesosy.